|
|
|
|

Teny iditra1  manao an' ezaka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  Travailler avec ardeur [1.3#133]
4  User de violence [1.3#133]
5  Faire avec ardeur [1.5]
Ohatra  6  Isam-baravarana dia feno mpandrava nitangorona nanao an' ezaka sy antenin'aina, nanao izay hahavaky ny varavarana [2.588]
Singan-teny  7  manao, ezaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01