|
|
|
|

Teny iditra1  manao hitsin-dalana
Singan-teny  2  manao, hitsin-dalana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky
entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20