Teny iditra manao an' ezaka (tao, any, ezaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana frantsay travailler avec ardeur
¶ user de violence [Abinal 1888]
 faire avec ardeur [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Isam-baravarana dia feno mpandrava nitangorona nanao an' ezaka sy antenin'aina, nanao izay hahavaky ny varavarana [Rasamuel: Zanakantitra]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31