|
|
|
|

Teny iditra1  manao an-koboka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manao an-tsokosoko, mangingina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] agir clandestinement, en cachette, cacher
Singan-teny  5  manao, an-koboka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07