Teny iditra | 1 manao hodi-tsirany sy hodi-peny |
Singan-teny | 2 manao, hoditra, sirana, fe |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona miangatra (samy hoditra tokony tsy hisy hafa ireo -- ny sirana sy ny fe ka tsy azo avahana ho tsy maharary raha amin' ny iray, fa manaintaina kosa amin' ny ilany faharoa) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |