Teny iditra | 1 manao jadona |
Singan-teny | 2 manao, jadona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manao teny tsy valiana; manao didy boraingona, manao teniko fe lehibe: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#289] exercer le despotisme |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19 |