Teny iditra | 1 manao lalan-kitan-kisoa |
Singan-teny | 2 manao, lalan-kitan-kisoa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ny olona tsy mahalala afa-tsy ny lalana, na ny fomba efamahazatra falehany ihany fa tsy mba mitady hafa na vaovao; fahazarana tafahoatra tsy misy fisainana ka miverimberina tsy misy farany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 faire comme les cochons qui suivent toujours le même chemin (revenir toujours là où on a trouvé du plaisir) [1.3] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |