|
|
|
|

Teny iditra1  manao lambo manoha-dia
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mifaninana amin' ny lehibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy)
Singan-teny  4  manao, lambo, manohana, dia

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26