Teny iditra manao mangidy tsy andramana
Singan-teny manao ; mangidy ; tsy ; andramana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mbola tsy nanandrana na nitsapa zavatra iray akory dia mihevitra azy ho ratsy na tsy ho vita; manombantombana olona na zavatra mialoha ho ratsy, na dia mbola tsy nifampikasoka taminy na nampiasa azy akory aza; mitsara ivelany fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18