Teny iditra | 1 manao rainazy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] manan-toetra morainy loatra, olom-be, tsy mihevitra loatra ny tena adidy, mandefitra na mampihafy ny tokony hatao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be negligent, to be careless |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être négligent |
Singan-teny | 6 manao, rainazy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |