Teny iditra | manao rano dikain' ny zinga | |
Singan-teny | manao ; rano ; dikaina ; zinga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy manaja ny ambaratongam-pahefana fa mandingana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Not getting or taking what one is entitled to [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |