|
|
|
|

Teny iditra1  manao rarangy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila
Singan-teny  4  manao, rarangy
Tovy hevitra  5  mamely rarangy, mikatroka rarangy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10