Teny iditra manao sikim-ponitra
Singan-teny manao ; sikim-ponitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mamatotra mafy ny sikina manodidina ny valahana ho mariky ny fahavononana hiasa mafy [1.1]
Tovy hevitra misikim-ponitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20