|
|
|
|

Teny iditra1  manao soa volovoloina
Singan-teny  2  manao, soa, volovoloina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana fanaovana soa olona nefa andatsalatsana sy imenomenonana any aoriana; manao soa arahin-datsa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] faire un bien chevelu: faire du bien tout en faisant des reproches

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26