Teny iditra | 1 manao tanty reraka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tsy mba miasa na mitady ho an-tena fa mangata-dava amin' olona izay rehetra ilaina |
Singan-teny | 4 manao, tanty reraka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |