Teny iditra manao tompon-trano mihono
Singan-teny manao ; tompon-trano ; mihono
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona tokony hahalala zavatra noho izy eo akaiky, nefa tsy mahalala afa-tsy amin' ny alalan' ny filazan' ny olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20