Teny iditra | 1 manao torim-boanjo ny lanitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana ny rahona toa mivongambongana na mitsitokotoko eny amin' ny habakabaka |
Singan-teny | 4 manao, torim-boanjo, lanitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |