Teny iditra manao vakim-borona
Singan-teny manao ; vaky ; vorona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao sakafo be, mihinana hanim-py [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19