|
|
|
|

Teny iditra1  manao voro-mitahy havana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza tsy famaizana ny havana na ny fianakaviana na dia nahavita heloka aza
Singan-teny  4  manao, mitahy, havana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26