Teny iditra | 1 manapa-kota |
Singan-teny | 2 manapaka, hota |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sakalava]
manakoaba eo am-pihinanana 5 [1.1] mampiato ny fisakafoan' olona izay mbola eo am-pihinanana: Aza fady, tompoko, fa manapa-kota (teny enti-miala tsiny raha, ohatra, ka handao olona mbola eo am-pisakafoana) |
Fivaditsoratra | 6 manapa-kota, manatapoak, taom-pakana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |