Teny iditra manapatrapatraka (patrapatraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manjera vongan-javatra vaventiventy na vongan-drano mitete mahalankalana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manapatrapatraka
nanapatrapatraka
hanapatrapatraka
manapatrapatraha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14