|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manapitsoka
Fototeny  2  pitsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manala (taolana) amin' ny toerany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to dislocate a joint
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] faire une entorse
Voambolana  7  Fahasalamana
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  manapitsoka
Fototeny  13  pitsoka
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] mamoha varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.7] to pick a lock
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.8] crocheter une serrure
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  22  aompantsika, manapitsoka, manapotsika, natampisako

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/08