|
|
|
|

Teny iditra1  manapoka
Fototeny  2  poka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandona: Nanapoka ny vatolampy ny lakana ka vaky
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] choquer, heurter, frapper
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  mamoka

Fivaditsoratra  11  anakampo, manapoka, mpanakoa, mpanoaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20