Teny iditra | manaporiatra (poriatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampandositra, mampandeha haingana, mamoritra zavatra malemy na rano ao anaty tanana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faire fuir, faire échapper, faire jaillir [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/09 |