|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manaraina
Fototeny  2  maraina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tonga maraina: Rahampitso indray monaraina
Mivoaka ny trano na mandeha miasa vao maraina: Miasa manaraina izany izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to go to work or start a voyage early in the morning
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] commencer son travail ou partir en voyage de grand matin
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny manaraina io

Teny iditra (2/2)11  mañaraina
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Tanosy] mijanona indray andro

Fivaditsoratra  14  amaranany, amarinana, amiranana, anairanam, anamanira, anamarany, anamarina, anamirana, anarainam, anaramany, manairana, mañairaña, manaraina, mañaraina, namairana, namaranay

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08