|
|
|
|

Teny iditra1  manaran-defona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mahatsiaro kekerin' ny hatsiaka izay toy ny lefona mitsatotsatoka amin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  trembling from fear [1.2]
Singan-teny  5  manara, lefona
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny manaran-defona io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23