|
|
|
|

Teny iditra1  manaran-daina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manaram-po amin' ny fahalainana, manaraka ny hakamoana
Ohatra  4  [2.649] Aza mamalon-kery, aza mitandro hasasarana, aza manaran-daina.
Singan-teny  5  manarana, laina

Fivaditsoratra  6  anandramanay, manaran-daina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21