Teny iditra manaratsaka (haratsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manapaka, manintsana amin' ny antsy ny romoromon-javatra; mandrantsana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cut off straight, to pare off regularly, to shave off; to put on the bamboos of the roof of a house. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaratsaka
Ny lasa : nanaratsaka
Ny hoavy : hanaratsaka
Filaza mandidy : manaratsaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05