|
|
|
|

Teny iditra1  manaratsaka
Fototeny  2  haratsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manapaka, manintsana amin' ny antsy ny romoromon-javatra; mandrantsana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to cut off straight, to pare off regularly, to shave off; to put on the bamboos of the roof of a house.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05