Teny iditra manary dia (ary, dia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manao izay tsy hifantohan' ny saina aman' eritreritra amin' ny zavatra iray; manao izay tsy hieritreretana zavatra iray manahirana na manorisory ny saina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to diverge from, to divert attention from. See ary dia [Richardson 1885]
 to distract someone's attention [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay distraire, détourner l'attention [Hallanger 1974]
Mpanahaka  mañaridia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31