|
|
|
|

Teny iditra1  manary dia
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  manary, dia
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] manao izay tsy hifantohan' ny saina aman' eritreritra amin' ny zavatra iray; manao izay tsy hieritreretana zavatra iray manahirana na manorisory ny saina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to diverge from, to divert attention from. See ary dia
6  [1.7] to distract someone's attention
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] distraire, détourner l'attention
Mpanahaka  8  manaridia

Fivaditsoratra  9  amadirany, manaridia, mañaridia, manary dia

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10