Teny iditra | manary rano | |
Singan-teny | manary ; rano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza toerana somary solampilampy atao koa hoe mandry soroka Mivalandrano [1.1] | |
Teny iditra | manary rano | |
Singan-teny | manary ; rano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Se dit des bois qui, après avoir été coupés, laissent exsuder leur sève. Origine du nom donné aux Palissandres. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | manary rano, manorirana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |