Teny iditra manasafelika (safelika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manolana, manao izay hihodidinan' ny zavatra iray fa tsy handehanany mahitsy mivantana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasafelika
nanasafelika
hanasafelika
manasafeleha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14