Teny iditra manasampotina (sampotina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampisafotofoto, mampisaritaka, mampisangodingodina, mampitambolimbolina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manasampotina
nanasampotina
hanasampotina
manasampotena

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14