Teny iditra | 1 manasaoka |
Fototeny | 2 saoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manampy tapadamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy amin' ny faritra sasantsasany: I neny no nanasaoka ny lobako teo amin' ny sorony fa tery loatra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 manasaoka, manasoaka, nasamakao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |