Teny iditra | manasara (sara) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | mandoa sarany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | payer a court louage, payer quelque chose au maitre de la barque sur laquelle on passe une rivière, payer un empirique [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manasarà (sara) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasara | ||||||||||||||||
Teny iditra | manasara (sasatra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasatra | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |