|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manasavoana
Fototeny  2  savoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandefa hiakatra eny amin' ny habakabaka, manipy ambony: Manasavoana ny sarimpapango
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to throw high; to send up, as a kite
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] lancer en haut; lancer un cerf-volant
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manasavoàna
Fototeny  12  savoana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasavoana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14  anasavoanam, manasavoàna, manasavoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08