Teny iditra manasolifaka (solifaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampibolisatra zavatra mivilana amin' ny tongotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasolifaka
Ny lasa : nanasolifaka
Ny hoavy : hanasolifaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05