|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manasongadina
Fototeny  2  songadina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manavaka tsara
Manenda-damba olona, manavongady
5  [1.13] manadio amin'ny tantavana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] filtrer
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manasongadìna
Fototeny  12  songadina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasongadina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14  anasangodinam, anasongadinam, manasangodina, manasangodìna, manasongadìna, manasongadina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20