|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manasy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sihanaka] mananasy [1.78]
Voambolana  4  Haizavamaniry: voankazo

Teny iditra (2/2)5  mañasy
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antesaka] manome voninahitra [1.78]

Fivaditsoratra  mañasy, manasy, 8 manisa, manisà, 9 masina, masìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/16