Teny iditra manataboroaka (taboroaka (boroaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandoaka tanteraka, managorobaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to pierce through, to bore through. [Richardson 1885]
Endriteny 
manataboroaka
nanataboroaka
hanataboroaka
manataboroàha

2013/03/21