Teny iditra manatady (tady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamatotra amin' ny tady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to twist, to make a rope by twisting
¶ also in the province to bind with cords. [Richardson 1885]
 to twist into rope [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay corder, faire une corde [Hallanger 1974]
Endriteny 
manatady
nanatady
hanatady
manatadia
Teny mitovy hevitra manady

2012/05/05