|
|
|
|

Teny iditra1  manatady
Fototeny  2  tady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamatotra amin' ny tady
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to twist, to make a rope by twisting
also in the province to bind with cords.
6  [1.7] to twist into rope
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] corder, faire une corde
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  manady

Fivaditsoratra  13  manatady, mantadia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21