Teny iditra | 1 manataka |
Fototeny | 2 tataka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandrovitra na mandidy manaraka ny lavany Manisy loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano Mampahantra, mambotry |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to slit open |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] fendre, déchirer; faire une ouverture |
Ohatra |
7 [2.508#] Fanaony koa, hono, ny manataka ny kibon'ny vehivavy bevohoka mba hijereny ny zaza ao an-kibo! |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 manataka, tanamaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |