Teny iditra manatakiboka (takiboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manidy, mampihandrona, manery tsy mamela hihetsika, mampizihitra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatakiboka
nanatakiboka
hanatakiboka

2010/05/14