Teny iditra manatakitsoka (takitsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandentika sy manizina, manatsoboka lalina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatakitsoka
nanatakitsoka
hanatakitsoka

2010/05/14