Teny iditra manatakoboka (takoboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametraka ao amin' ny filanjana misarona; manafina anaty lamba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatakoboka
Ny lasa : nanatakoboka
Ny hoavy : hanatakoboka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05