Teny iditra manatakoditra (takoditra (hoditra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahandro miaraka amin' ny hodiny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatakoditra
nanatakoditra
hanatakoditra
manatakodira

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/22