|
|
|
|

Teny iditra1  manatakolaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao
Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay
Fototeny  4  takolaka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  manakolaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11