Teny iditra manatakovana (takovana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka zavatra betsaka (fotaka amin' ny rindrina, amin' ny tarehy...) mba hivangongo, hifanosontsosona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatakovana
nanatakovana
hanatakovana

2010/05/14